-
Salamo 18:16-19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Avy any amin’ny avo izy no nanatsotra ny tanany;
Nitazona ahy izy ary nisintona ahy avy tao anaty rano lalina.+
17 Namonjy ahy tamin’ny fahavalo mahery izy,+
Dia tamin’ireo nankahala ahy, izay nahery kokoa noho izaho.+
18 Nanohitra ahy izy ireny tamin’ny andro nahitako loza,+
Nefa nanampy ahy i Jehovah.
-