-
2 Samoela 22:17-20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Avy any amin’ny avo izy no nanatsotra ny tanany;
Nitazona ahy izy ary nisintona ahy avy tao anaty rano lalina.+
18 Namonjy ahy tamin’ny fahavalo mahery izy,+
Dia tamin’ireo nankahala ahy, izay nahery kokoa noho izaho.
19 Nanohitra ahy izy ireny tamin’ny andro nahitako loza,+
Nefa nanampy ahy i Jehovah.
-