FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Natsofok’i Davida tao anaty kitapony ny tanany, ka naka vato iray tao izy. Dia nandefa izany tamin’ny pilotra izy ka nahavoa an’ilay Filistinina teo an-tampon-kandriny. Ary nilentika teo amin’ny handrin’ilay Filistinina ilay vato, ka nianjera nihohoka tamin’ny tany izy.+

  • Salamo 44:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tsy ny sabany no nahazoany an’ilay tany,+

      Ary tsy ny sandriny no nahatonga azy ireo handresy,+

      Fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao+ ary ny fahazavan’ny tarehinao,

      Satria tianao izy ireo.+

  • Salamo 44:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Noho ny herinao, dia ho vitanay ny hampihemotra ny fahavalonay.+

      Amin’ny anaranao no hanosihosenay an’izay manohitra anay.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara