2 Samoela 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary fantatr’i Davida fa efa nataon’i Jehovah mafy orina tsara teo amin’ny Israely ny fanjakany.+ Efa nataony lasa matanjaka koa ny fanjakany,+ noho ny amin’ny Israely vahoakany.+ 2 Samoela 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hanampy anao aho na aiza na aiza alehanao,+ ka haringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra.+ Dia hataoko malaza ny anaranao,+ toy ny anaran’ny olo-malaza eny ambonin’ny tany.
12 Ary fantatr’i Davida fa efa nataon’i Jehovah mafy orina tsara teo amin’ny Israely ny fanjakany.+ Efa nataony lasa matanjaka koa ny fanjakany,+ noho ny amin’ny Israely vahoakany.+
9 Ary hanampy anao aho na aiza na aiza alehanao,+ ka haringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra.+ Dia hataoko malaza ny anaranao,+ toy ny anaran’ny olo-malaza eny ambonin’ny tany.