-
Salamo 72:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
72 Andriamanitra ô, omeo ny mpanjaka ny didim-pitsaranao,
Ary ampahafantaro ny zanaky ny mpanjaka ny fitiavanao ny rariny.+
-
-
Salamo 72:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ho toy ny orana milatsaka eo amin’ny ahitra avy notapahina izy,
Tahaka ny oram-be mandena ny tany.+
-