FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 23:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Niteny ny Andriamanitry ny Israely;

      Nilaza tamiko ilay Vatolampin’ny Israely+ hoe:

      ‘Raha olo-marina no mitondra ny olombelona,+

      Ka matahotra an’Andriamanitra izy,+

       4 Dia toy ny hazavana vao maraina izany, rehefa miposaka ny masoandro,+

      Amin’ny maraina tsy semban-drahona.

      Toy ny hazavana mamiratra izany, rehefa mitsahatra ny orana,

      Ka mampitsiry ny ahitra avy amin’ny tany.’+

  • Ohabolana 16:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ho sambatra izay ankasitrahan’ny mpanjaka,

      Satria hoatran’ny rahona mitondra orana amin’ny lohataona ny fankasitrahany.+

  • Ohabolana 19:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hoatran’ny liona* mierona ny mpanjaka rehefa tezitra be,+

      Fa toy ny ando eo amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara