FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 16:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Toy ny olona nirahina hamono olona ho faty ny hatezeran’ny mpanjaka,+

      Fa ny hendry kosa mahay mampitony* an’izany.+

  • Ohabolana 20:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Atahorana hoatran’ny liona* mierona ny mpanjaka,+

      Ka mety hamoy ny ainy izay mampahatezitra azy.+

  • Daniela 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia tezitra sy romotra be ny mpanjaka, ka nanome baiko hoe haringana daholo ny olon-kendry rehetra tao Babylona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara