Ohabolana 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoatran’ny liona* mierona ny mpanjaka rehefa tezitra be,+Fa toy ny ando eo amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany. Mpitoriteny 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Raha misafoaka aminao ny mpitondra, dia aza miala eo amin’ny toeranao.+ Tsy dia mampisy fahotana lehibe mantsy ny fahatoniana.+
12 Hoatran’ny liona* mierona ny mpanjaka rehefa tezitra be,+Fa toy ny ando eo amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.
4 Raha misafoaka aminao ny mpitondra, dia aza miala eo amin’ny toeranao.+ Tsy dia mampisy fahotana lehibe mantsy ny fahatoniana.+