FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 2:22-24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia hoy i Solomona Mpanjaka tamin-dreniny: “Fa maninona ianao no mangataka an’i Abisaga Sonemita ho an’i Adonia? Maninona raha angatahina ho azy koa ny fanjakana?+ Zokiko+ izy tsinona sady manohana azy i Abiatara mpisorona sy Joaba+ zanak’i Zeroia.”+

      23 Dia nianiana tamin’ny anaran’i Jehovah i Solomona Mpanjaka hoe: “Hofaizin’Andriamanitra anie aho,* raha tsy ny ain’i Adonia no manefa noho izy nangataka an’izany! 24 Raha mbola velona koa i Jehovah, izay nametraka ahy eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida raiko sady nanamafy orina ny fanjakako+ ary nanao trano* ho ahy+ araka ny nampanantenainy, dia hovonoina ho faty androany ihany i Adonia.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara