-
2 Samoela 7:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Haharitra mandrakizay ny taranakao sy ny fanjakanao. Ary ho mafy orina mandrakizay ny seza fiandriananao.”’”+
-
-
2 Samoela 7:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ary toy ny hoe tsy ampy izany efa nataonao izany, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, fa mbola nilazanao koa aho hoe haharitra hatrany aoriana lavitra any ny taranaky ny mpanomponao. Toromarika* ho an’ny olombelona rehetra izany, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô!
-
-
Salamo 132:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Efa nianiana tamin’i Davida i Jehovah;
Tsy hivadika amin’izao teniny izao mihitsy izy:
“Ny iray amin’ny taranakao
No hapetrako eo amin’ny seza fiandriananao.+
-