-
1 Mpanjaka 2:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Ary nisy nilaza tamin’i Solomona Mpanjaka hoe: “Nandositra ao amin’ny tranolain’i Jehovah i Joaba, ary ao akaikin’ny alitara ao izy.” Naniraka an’i Benaia zanak’i Joiada àry i Solomona hoe: “Mandehana vonoy izy!”
-
-
1 Tantara 27:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 I Benaia,+ zanak’i Joiada+ lehiben’ny mpisorona, no lehiben’ny antoko-mpanompo fahatelo voatendry hanompo tamin’ny volana fahatelo. Nisy 24 000 ny tao amin’ny antoko-miaramilany. 6 Miaramila matanjaka anisan’ireo 30 lahy io Benaia io sady niandraikitra an’ireo. Ary i Amizabada zanany no nifehy ny antoko-miaramilany.
-