-
Eksodosy 21:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “Izay mamely olona ka mahafaty azy, dia tsy maintsy hovonoina ho faty.+
-
-
Deoteronomia 21:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Amin’izay dia tsy hisy ho meloka ho nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny eo aminao, satria manao izay tsara eo imason’i Jehovah ianao.
-