-
2 Samoela 16:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia nanohy ny lalany i Davida sy ny olony. I Simey kosa nandeha tandrifiny, teo amin’ny ilan’ilay tendrombohitra. Sady nivazavaza nanozona+ azy izy no nitora-bato sy nanipy vovoka be dia be.
-