FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Rehefa nihananakaiky ny fotoana hahafatesan’i Davida, dia nanafatrafatra an’i Solomona zanany izy hoe:

  • 1 Mpanjaka 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hotanterahin’i Jehovah ny zavatra nampanantenainy ahy hoe: ‘Raha mitandrina tsara an’izay ataony ny taranakao, ka manaraka foana an’izay atoroko sady manao an’izany amin’ny fony manontolo sy ny heriny manontolo,+ dia hisy lehilahy avy amin’ny taranakao foana* hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny Israely.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara