2 Samoela 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nanao fety teo anatrehan’i Jehovah i Davida sy ny taranak’Israely rehetra, ka nampiasa ny karazan-javamaneno rehetra vita tamin’ny hazo zenevrie, ary nampiasa harpa, zavamaneno fitendry,+ ampongatapaka,+ korintsana, ary kipantsona.+ 1 Mpanjaka 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hazo fisaka sedera no nandrakofany* ny rindrina anatiny tamin’ilay trano, nanomboka teo amin’ny gorodon’ilay trano ka hatreny amin’ireo hazo mitondra ny tafo. Ary hazo fisaka zenevrie no nataony gorodon’ilay trano.+ 2 Tantara 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nopetahany takela-kazo zenevrie ny efitra lehibe, dia avy eo norakofany volamena tena tsara,+ ary noravahany sarina hazo palmie+ sy rojo.+
5 Dia nanao fety teo anatrehan’i Jehovah i Davida sy ny taranak’Israely rehetra, ka nampiasa ny karazan-javamaneno rehetra vita tamin’ny hazo zenevrie, ary nampiasa harpa, zavamaneno fitendry,+ ampongatapaka,+ korintsana, ary kipantsona.+
15 Hazo fisaka sedera no nandrakofany* ny rindrina anatiny tamin’ilay trano, nanomboka teo amin’ny gorodon’ilay trano ka hatreny amin’ireo hazo mitondra ny tafo. Ary hazo fisaka zenevrie no nataony gorodon’ilay trano.+
5 Nopetahany takela-kazo zenevrie ny efitra lehibe, dia avy eo norakofany volamena tena tsara,+ ary noravahany sarina hazo palmie+ sy rojo.+