-
2 Tantara 3:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nanao rojo koa izy, dia napetany teny amin’ny tampon’ireo andry izany. Ary nanao ampongabendanitra 100 izy, ka nataony teny amin’ireo rojo.
-
-
Jeremia 52:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Varahina ny loha andry teo amboniny, ary dimy hakiho ny haavon’ny loha andry iray.+ Varahina daholo ny haingony hoatran’ny harato sy ny ampongabendanitra nanodidina ny loha andry. Hoatr’izany koa ilay andry faharoa sy ireo ampongabendanitra. 23 Nisy 96 ny ampongabendanitra teo ivelany.* Tamin’ny fitambarany, dia nisy ampongabendanitra 100 nanodidina an’ilay harato.+
-