FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nanao loha andry roa tamin’ny varahina narendrika izy, mba hatao teo an-tampon’ireo andry. Dimy hakiho ny haavon’ny loha andry iray, ary dimy hakiho koa ny haavon’ny iray.

  • 1 Mpanjaka 7:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Teo an-tampon’ny andry roa no nisy an’ireo ampahany tamin’ny loha andry ireo, izany hoe teo ambonin’ilay faritra mivohitra voahodidin’ireo harato. Nisy andalana ampongabendanitra nanodidina ny loha andry tsirairay, ary 200 ny isan’ireo ampongabendanitra ireo.+

  • Jeremia 52:21-23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nirefy 18 hakiho* ny haavon’ny andry tsirairay, ary tady 12 hakiho vao nahodidina ny iray.+ Poakaty ilay izy ary voantondro* efatra ny hatevin’ny varahina taminy. 22 Varahina ny loha andry teo amboniny, ary dimy hakiho ny haavon’ny loha andry iray.+ Varahina daholo ny haingony hoatran’ny harato sy ny ampongabendanitra nanodidina ny loha andry. Hoatr’izany koa ilay andry faharoa sy ireo ampongabendanitra. 23 Nisy 96 ny ampongabendanitra teo ivelany.* Tamin’ny fitambarany, dia nisy ampongabendanitra 100 nanodidina an’ilay harato.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara