Eksodosy 34:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia nijanona tany niaraka tamin’i Jehovah 40 andro sy 40 alina izy, ary tsy nisakafo na nisotro rano.+ Ary nosoratany teo amin’ireo takela-bato ny teny tao amin’ilay fifanekena, izany hoe ny Didy Folo.*+ Deoteronomia 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa niakatra an’ilay tendrombohitra aho mba handray ny takela-bato+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah taminareo,+ dia nijanona 40 andro sy 40 alina teny,+ sady tsy nihinan-kanina no tsy nisotro rano. Deoteronomia 31:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Alaivo ity boky misy ny Lalàna ity,+ dia apetraho eo akaikin’ilay Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo, fa eo izy io no ho vavolombelona hiampanga anareo.
28 Dia nijanona tany niaraka tamin’i Jehovah 40 andro sy 40 alina izy, ary tsy nisakafo na nisotro rano.+ Ary nosoratany teo amin’ireo takela-bato ny teny tao amin’ilay fifanekena, izany hoe ny Didy Folo.*+
9 Rehefa niakatra an’ilay tendrombohitra aho mba handray ny takela-bato+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah taminareo,+ dia nijanona 40 andro sy 40 alina teny,+ sady tsy nihinan-kanina no tsy nisotro rano.
26 “Alaivo ity boky misy ny Lalàna ity,+ dia apetraho eo akaikin’ilay Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo, fa eo izy io no ho vavolombelona hiampanga anareo.