FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 4:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nanao an’izany izy mba ho fantatry ny firenena rehetra eto an-tany fa mahery ny tanan’i Jehovah.+ Amin’izay koa ianareo hatahotra foana an’i Jehovah Andriamanitrareo.’”

  • 1 Samoela 17:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Androany no hataon’i Jehovah resiko ianao,+ ka hovonoiko ianao ary hotapahiko ny lohanao. Androany koa no homeko ho an’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatin’izay ao an-tobin’ny Filistinina. Dia ho fantatry ny olona eran-tany fa manana Andriamanitra ny Israely.+

  • Ezekiela 36:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ezekiela 39:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hampahafantariko ny Israely vahoakako ny anarako masina, ary tsy havelako hozimbazimbaina intsony izany anarako masina izany. Dia tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena fa izaho no Jehovah,+ Ilay Masina eo amin’ny Israely.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara