FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Izao anefa no tena antony mbola namelako anao ho velona: Mba hampisehoana aminao ny heriko sy mba hanambarana ny anarako eran-tany.+

  • Eksodosy 15:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Matanjaka be ny tananao ankavanana, Jehovah ô!+

      Afaka manorotoro fahavalo ny tananao ankavanana, Jehovah ô!

  • Deoteronomia 28:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia ho hitan’ny firenena rehetra eto ambonin’ny tany fa antsoina amin’ny anaran’i Jehovah ianao,+ ka hatahotra anao izy ireo.+

  • 1 Samoela 17:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Androany no hataon’i Jehovah resiko ianao,+ ka hovonoiko ianao ary hotapahiko ny lohanao. Androany koa no homeko ho an’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatin’izay ao an-tobin’ny Filistinina. Dia ho fantatry ny olona eran-tany fa manana Andriamanitra ny Israely.+

  • 2 Mpanjaka 19:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa mba vonjeo eo an-tanany re izahay izao, ry Jehovah Andriamanitray ô! Amin’izay dia ho fantatry ny fanjakana rehetra eto an-tany, Jehovah ô, fa ianao irery ihany no Andriamanitra.”+

  • Salamo 106:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Novonjen’Andriamanitra ihany anefa izy ireo noho ny anarany,+

      Mba hampahafantarana ny heriny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara