-
2 Tantara 1:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nohafarana avy tany Ejipta ny soavalin’i Solomona,+ ka ny mpandraharahan’ny mpanjaka no nasaina nividy an’ireny soavaly ireny,* ary andiany maromaro no novidina araka izay vidiny.+ 17 Ary volafotsy 600 sekely ny vidin’ny kalesy tsirairay nohafarana avy tany Ejipta, ary 150 ny vidin’ny soavaly iray. Dia avy eo naondran’ny mpandraharahan’ny mpanjaka nankany amin’ny mpanjaka rehetran’ny Hetita sy ireo mpanjakan’i Syria ireny.
-
-
2 Tantara 9:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Soavaly avy any Ejipta+ sy avy any amin’ny tany hafa rehetra no nentina ho an’i Solomona.
-