1 Mpanjaka 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Nohafarana avy tany Ejipta ny soavalin’i Solomona, ka ny mpandraharahan’ny mpanjaka no nasaina nividy andian-tsoavaly* araka izay vidiny.+ 2 Tantara 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nohafarana avy tany Ejipta ny soavalin’i Solomona,+ ka ny mpandraharahan’ny mpanjaka no nasaina nividy an’ireny soavaly ireny,* ary andiany maromaro no novidina araka izay vidiny.+
28 Nohafarana avy tany Ejipta ny soavalin’i Solomona, ka ny mpandraharahan’ny mpanjaka no nasaina nividy andian-tsoavaly* araka izay vidiny.+
16 Nohafarana avy tany Ejipta ny soavalin’i Solomona,+ ka ny mpandraharahan’ny mpanjaka no nasaina nividy an’ireny soavaly ireny,* ary andiany maromaro no novidina araka izay vidiny.+