-
1 Tantara 28:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Hoy koa i Davida tamin’i Solomona zanany: “Manàna herim-po ary mahereza, ka ataovy ilay asa. Aza matahotra na mihorohoro, fa manampy anao i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitro.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy,+ fa hanampy anao mandra-pahavitan’ny asa rehetra momba ny tranon’i Jehovah.
-