FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 12:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tsy nohenoin’ny mpanjaka àry ny vahoaka, satria i Jehovah no nahatonga an’izany,+ mba ho tanteraka ny teny nasain’i Jehovah nolazain’i Ahia+ Silonita tamin’i Jeroboama zanak’i Nebata.

  • 1 Mpanjaka 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoy àry i Jeroboama tamin’ny vadiny: “Mba mitsangàna, azafady, ary mody manaova olon-kafa mba tsy ho fantatry ny olona hoe vadiko ianao, dia mandehana any Silo. Any mantsy i Ahia mpaminany. Izy ilay nilaza tamiko hoe ho mpanjakan’ity firenena ity aho.+

  • 2 Tantara 9:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary tsy efa voasoratra ao amin’ny asa soratr’i Natana+ mpaminany sy ny faminanian’i Ahia+ Silonita ve ny sisa amin’ny tantaran’i Solomona,+ hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany? Tsy efa voasoratra ao amin’ny boky mirakitra ny fahitana hitan’i Ido+ koa ve izany? Mpahita fahitana i Ido, ary nahita fahitana momba an’i Jeroboama+ zanak’i Nebata izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara