1 Mpanjaka 11:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Teo koa i Jeroboama+ zanak’i Nebata. Efraimita avy any Zareda izy, ary mpanompon’i Solomona.+ Zeroa no anaran’ny reniny, ary efa maty vady izy io. Nikomy tamin’ny* mpanjaka koa i Jeroboama.+ 1 Mpanjaka 11:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nitady hamono an’i Jeroboama àry i Solomona. Nandositra tany Ejipta ho any amin’i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta+ anefa i Jeroboama, ary nijanona tany mandra-pahafatin’i Solomona.
26 Teo koa i Jeroboama+ zanak’i Nebata. Efraimita avy any Zareda izy, ary mpanompon’i Solomona.+ Zeroa no anaran’ny reniny, ary efa maty vady izy io. Nikomy tamin’ny* mpanjaka koa i Jeroboama.+
40 Nitady hamono an’i Jeroboama àry i Solomona. Nandositra tany Ejipta ho any amin’i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta+ anefa i Jeroboama, ary nijanona tany mandra-pahafatin’i Solomona.