FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 11:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsy hataoko amin’ny androm-piainanao anefa izany noho ny amin’i Davida rainao. Rehefa eo an-tanan’ny zanakao ny fanjakana vao hendahako aminy,+ 13 saingy tsy ny fanjakana manontolo no hendahako.+ Homeko foko iray izy+ noho ny amin’i Davida mpanompoko sy noho ny amin’i Jerosalema izay nofidiko.”+

  • 2 Tantara 11:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia niala tany amin’ny faritra rehetra nisy azy ny mpisorona sy ny Levita eran’i Israely, ka niandany tamin’i Rehoboama.

  • 2 Tantara 11:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nisy olona avy tamin’ny foko rehetra teo amin’ny Israely kosa nanaraka an’ireo mpisorona sy Levita. Nitady an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny fony manontolo izy ireo, ka nankany Jerosalema mba hanao sorona ho an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara