-
Eksodosy 10:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nantsoin’i Farao haingana àry i Mosesy sy Arona, ka noteneniny hoe: “Efa nanota tamin’i Jehovah Andriamanitrareo sy taminareo aho. 17 Mba avelao re ny heloko amin’ity indray mandeha ity fotsiny e! Iangavio i Jehovah Andriamanitrareo mba hesoriny amiko izao loza mahafaty izao.”
-
-
Asan’ny Apostoly 8:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Dia namaly azy ireo i Simona hoe: “Mba mitalahoa amin’i Jehovah,* mba tsy hisy hanjo ahy izany voalazanareo izany.”
-