FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 3:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 I Joaba+ sy ny ankohonan-drainy manontolo anie no ho tompon’andraikitra amin’izany! Hisy foana eo amin’ny taranak’i Joaba anie ny lehilahy misy tsiranoka mivoaka amin’ny filahiany,+ na olona boka,+ na lehilahy mampiasa hazo fangoronana kofehy,* na olona matin’ny sabatra, na olona tsy ampy sakafo!”+

  • 1 Mpanjaka 2:31-34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia hoy ny mpanjaka taminy: “Izany nolazainy izany mihitsy atao. Vonoy izy dia aleveno, mba tsy ho tompon’andraikitra amin’ny ra nalatsak’i Joaba tsy ara-drariny+ izaho sy ny ankohonan-draiko. 32 I Jehovah no hamaly azy noho ny ra nalatsany,* satria lehilahy roa marina kokoa sy tsara kokoa noho izy no nasiany, nefa tsy fantatr’i Davida raiko izany. Novonoiny tamin’ny sabatra mantsy i Abnera+ zanak’i Nera, lehiben’ny tafiky ny Israely,+ sy Amasa+ zanak’i Jatera, lehiben’ny tafik’i Joda.+ 33 Ho tompon’andraikitra mandrakizay amin’ny fahafatesan’izy roa lahy i Joaba sy ny taranany.+ Fa i Davida sy ny taranany sy ny ankohonany ary ny seza fiandrianany kosa anie hahazo fiadanana mandrakizay avy amin’i Jehovah!” 34 Dia niakatra i Benaia zanak’i Joiada ka namely an’i Joaba, ary namono azy ho faty. Ary nalevina teny akaikin’ny tranony tany an-tany efitra izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara