FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra mitovy endrika aminy ny olona.+

  • Eksodosy 21:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Raha tezitra be amin’ny namany ny olona iray ka manao fanahy iniana mamono azy ho faty,+ dia tsy maintsy hovonoina ho faty izy, na dia tsy maintsy haka azy eo amin’ny alitarako aza ianao.+

  • Nomery 35:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “‘Aza mandoto ny tany misy anareo. Mandoto ny tany mantsy ny ra.+ Tsy misy fandrakofam-pahotana ho an’ilay tany raha misy ra nalatsaka teo amin’ilay izy, afa-tsy ny ran’izay nandatsaka an’izany ihany.+

  • Deoteronomia 19:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy tokony hiantra azy ianao,* fa esory eo amin’ny Israely ny heloka vokatry ny fandatsahana ran’olona tsy manan-tsiny.+ Amin’izay dia handeha tsara ny fiainanao.

  • 1 Mpanjaka 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Fantatrao tsara koa ny nataon’i Joaba zanak’i Zeroia tamiko. Namono an’izy roa lahy lehiben’ny tafiky ny Israely izy, dia i Abnera+ zanak’i Nera sy Amasa+ zanak’i Jatera. Nandatsa-dra+ izy nefa tsy nisy ady akory, ka voaloton’ny ra ny fehikibo teo amin’ny andilany sy ny kapa teny an-tongony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara