FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 10:8-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia tavela irery teo aho. Rehefa nahita an’izany fahitana mahagaga izany aho, dia tsy nisy hery intsony tato anatiko. Lasa hatsatra be koa ny tarehiko, sady tsy nanan-kery intsony aho.+ 9 Henoko niteny ilay lehilahy avy eo. Dia renoky ny torimaso aho rehefa naheno azy niteny, ka nihohoka tamin’ny tany.+ 10 Nisy tanana nikasika ahy anefa,+ ka nanarina ahy mba handohalika sady hitehina amin’ny tanako roa.

  • Asan’ny Apostoly 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia iny fa nisy anjelin’i Jehovah* nijoro teo,+ ary nisy hazavana namirapiratra tao amin’ilay efitra figadrana. Ary nodoniny teo amin’ny tehezany i Petera ka nofohaziny, sady hoy izy: “Mitsangàna haingana!” Dia latsaka niala tamin’ny tanan’i Petera ny rojo vy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara