FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 6:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nitondra biby fiompy sy tranolay izy ireo ary nanao rodobe hoatran’ny valala.+ Tsy voaisa koa izy ireo sy ny ramevany.+ Ary ny hanimba an’ilay tany no nahatongavany. 6 Lasa nahantra be àry ny Israely noho ny nataon’ny Midianina. Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah ny Israelita.+

  • 1 Samoela 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nivondrona hiady tamin’ny Israely koa ny Filistinina: 30 000 ny kalesy fitondrany miady, 6 000 ny mpitaingin-tsoavaliny, ary maro be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina ny miaramilany.+ Niakatra izy ireo ka nitoby tao Mikmasy, eo atsinanan’i Beti-avena.+

  • 2 Tantara 32:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Manàna herim-po ary mahereza! Aza matahotra na mihorohoro noho ny amin’ny mpanjakan’i Asyria+ sy ireo olona be dia be miaraka aminy ireo. Fa betsaka ny miaraka amintsika noho ny miaraka aminy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara