Genesisy 19:36, 37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia samy bevohokan’i Lota ny zanany roa vavy. 37 Tera-dahy ilay vavimatoa, ka nataony hoe Moaba ny anarany.+ Izy io no rain’ireo Moabita amin’izao andro izao ireo.+ 2 Samoela 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 60:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 I Moaba no koveta isasako.+ Any Edoma no hanipazako ny kapako.+ Hihorakoraka sady ho faly aho rehefa resiko i Filistia.”+
36 Dia samy bevohokan’i Lota ny zanany roa vavy. 37 Tera-dahy ilay vavimatoa, ka nataony hoe Moaba ny anarany.+ Izy io no rain’ireo Moabita amin’izao andro izao ireo.+
8 I Moaba no koveta isasako.+ Any Edoma no hanipazako ny kapako.+ Hihorakoraka sady ho faly aho rehefa resiko i Filistia.”+