Nomery 24:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ho lasan’olona i Edoma,+Ho lasan’ny fahavalony+ i Seira,+Fa ny Israely indray ho be herim-po. 2 Samoela 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nasiany toby miaramila tany Edoma. Nanerana an’i Edoma mihitsy no nasiany toby miaramila, ka lasa mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra.+ Dia nataon’i Jehovah nandresy* i Davida, na taiza na taiza nalehany.+
14 Nasiany toby miaramila tany Edoma. Nanerana an’i Edoma mihitsy no nasiany toby miaramila, ka lasa mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra.+ Dia nataon’i Jehovah nandresy* i Davida, na taiza na taiza nalehany.+