FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 27:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Hoy anefa i Isaka tamin’i Esao: “Efa notendreko hanana fahefana aminao izy,+ dia efa nomeko azy daholo ny rahalahiny rehetra mba ho mpanompony. Nomeko varimbazaha sy divay vaovao koa izy hivelomany.+ Koa inona intsony no azoko atao ho anao, anaka?”

  • 2 Samoela 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nasiany toby miaramila tany Edoma. Nanerana an’i Edoma mihitsy no nasiany toby miaramila, ka lasa mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra.+ Dia nataon’i Jehovah nandresy* i Davida, na taiza na taiza nalehany.+

  • Amosa 9:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ‘Amin’izany andro izany, dia hatsangako ny trano rantsankazon’i* Davida+ izay efa nirodana,

      Ary hotampenako izay gorobaka.*

      Haveriko amin’ny laoniny izay sisa tsy rava tamin’ilay izy.

      Hamboariko indray ilay izy dia ho lasa hoatran’ny taloha,+

      12 Amin’izay mba ho azony alaina ny sisa tavela amin’i Edoma,+

      Sy ny firenena rehetra izay antsoina amin’ny anarako’, hoy i Jehovah, izay hanao an’izany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara