FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 17:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary hoy ilay vehivavy tamin’i Elia: “Fantatro izao fa tena lehilahin’Andriamanitra ianao,+ ary marina ny tenin’i Jehovah lazain’ny vavanao.”

  • 1 Mpanjaka 19:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hosory ho mpanjakan’ny Israely i Jeho+ zafikelin’i Nimsy. Dia hosory ho mpaminany handimby anao+ i Elisa* zanak’i Safata, avy any Abela-mehola.

  • 2 Mpanjaka 3:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoy i Josafata: “Tsy misy mpaminanin’i Jehovah azontsika asaina manontany an’i Jehovah angaha eto?”+ Namaly àry ny lehilahy iray mpanompon’ny mpanjakan’ny Israely hoe: “Ao i Elisa+ zanak’i Safata, ilay mpanondraka rano ny tanan’i Elia.”*+ 12 Dia hoy i Josafata: “Izy no itenenan’i Jehovah.” Nidina nankany aminy àry ny mpanjakan’ny Israely sy Josafata ary ny mpanjakan’i Edoma.

  • 2 Mpanjaka 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Niresaka tamin’i Gehazy, mpanompon’ilay lehilahin’Andriamanitra, ny mpanjaka tamin’izay. Hoy izy taminy: “Mba tantarao amiko hoe, azafady, ny zavatra miavaka rehetra nataon’i Elisa!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara