FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 4:32-35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Tamin’i Elisa tonga tao amin’ilay trano, dia efa natsotra teo am-pandrianan’i Elisa ilay zaza maty.+ 33 Niditra izy ka nihidy tao an-trano niaraka tamin’ilay zaza, dia nivavaka tamin’i Jehovah.+ 34 Niakatra teo amin’ilay fandriana izy avy eo, ary nitsotra teo ambonin’ilay zaza, ka nataony teo amin’ny vavan’ilay zaza ny vavany, teo amin’ny masony ny masony, ary teo amin’ny felatanany ny felatanany. Dia niondrika teo amboniny elaela izy, ka nihanafana ny vatan’ilay zaza.+ 35 Ary nivezivezy kely tao an-trano izy, dia niakatra teo amin’ilay fandriana ka niondrika teo ambonin’ilay zaza indray. Dia nievina impito ilay zazalahy, ary nihiratra avy eo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara