1 Samoela 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary tsy handainga+ na hiova hevitra* ilay Hajaina Indrindra eo amin’ny Israely,+ satria tsy olombelona izy ka hoe tokony hiova hevitra.”*+ Isaia 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa i Jehovah Tompon’ny tafika no nanapa-kevitra,Ka iza no afaka manakana an’izany?+ Ary manatsotra ny tanany izy,Ka iza no afaka mampihemotra an’izany?+
29 Ary tsy handainga+ na hiova hevitra* ilay Hajaina Indrindra eo amin’ny Israely,+ satria tsy olombelona izy ka hoe tokony hiova hevitra.”*+
27 Fa i Jehovah Tompon’ny tafika no nanapa-kevitra,Ka iza no afaka manakana an’izany?+ Ary manatsotra ny tanany izy,Ka iza no afaka mampihemotra an’izany?+