FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 20:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia nitsangana teo anatrehan’ny fiangonan’i Joda sy Jerosalema i Josafata, tao an-tranon’i Jehovah, teo anoloan’ny tokotany vaovao. 6 Dia hoy i Josafata:

      “Ry Jehovah Andriamanitry ny razambenay ô, tsy ianao ve no Andriamanitra any an-danitra?+ Tsy ianao ve no mifehy ny firenena rehetra?+ Eo am-pelatananao ny hery sy ny tanjaka, ka tsy misy mahatohitra anao.+

  • Isaia 43:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy miova mihitsy koa Aho.+

      Tsy misy mahavita mandrombaka an’izay etỳ an-tanako.+

      Iza no mahasakana ahy rehefa manao zavatra aho?”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara