Isaia 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa i Jehovah Tompon’ny tafika no nanapa-kevitra,Ka iza no afaka manakana an’izany?+ Ary manatsotra ny tanany izy,Ka iza no afaka mampihemotra an’izany?+ Daniela 4:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Tsinontsinona ny mponina rehetra eto an-tany, raha ampitahaina aminy. Manao izay sitrapony rehetra izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponina eto an-tany. Tsy misy mahasakana azy,*+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+
27 Fa i Jehovah Tompon’ny tafika no nanapa-kevitra,Ka iza no afaka manakana an’izany?+ Ary manatsotra ny tanany izy,Ka iza no afaka mampihemotra an’izany?+
35 Tsinontsinona ny mponina rehetra eto an-tany, raha ampitahaina aminy. Manao izay sitrapony rehetra izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponina eto an-tany. Tsy misy mahasakana azy,*+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+