FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 18:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa vorio hankany amiko any amin’ny Tendrombohitra Karmela+ ny Israely rehetra. Vorio koa ny mpaminanin’i Bala 450 sy ny mpaminany 400 mivavaka amin’ny tsato-kazo masina,*+ izay samy misakafo eo amin’ny latabatr’i Jezebela.”

  • 2 Mpanjaka 23:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nesorin’i Josia koa ny trano fivavahana rehetra teny amin’ny toerana avo tany amin’ireo tanànan’i Samaria,+ izany hoe ny trano naorin’ireo mpanjakan’ny Israely mba hampahatezitra an’Andriamanitra. Hoatran’ilay nataony tany Betela ihany no nataony tamin’izy ireny.+ 20 Ary nataony sorona teo ambonin’ireo alitara ny mpisorona rehetra teo amin’ireo toerana avo ireo. Nandoro taolam-paty teo ambonin’ireo alitara ireo+ koa izy. Dia niverina tany Jerosalema izy avy eo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara