FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 8:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary 22 taona i Ahazia tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka herintaona tany Jerosalema izy. Atalia+ no anaran-dreniny, ary zafikelin’i* Omry+ mpanjakan’ny Israely izy io.

  • 2 Mpanjaka 11:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa nifaly ny vahoaka manontolo, ary nilamina ny tanàna. Efa novonoina tamin’ny sabatra teo akaikin’ny tranon’ny mpanjaka mantsy i Atalia.

  • 2 Tantara 21:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Lasa mpanjaka i Jorama tamin’izy 32 taona, ary nanjaka valo taona tany Jerosalema izy.+ 6 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely izy.+ Hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba no nataony, satria ny zanakavavin’i Ahaba no lasa vadiny.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy.

  • 2 Tantara 24:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Efa norobain’ny zanakalahin’i Atalia,+ ilay vehivavy ratsy fanahy iny, mantsy ny tranon’ilay tena Andriamanitra,+ ary efa nampiasainy hivavahana tamin’i Bala ny zava-masina rehetra tao an-tranon’i Jehovah.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara