FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary 13 taona no nanaovan’i Solomona ny tranony,*+ dia vitany tanteraka ilay izy.+

  • 2 Tantara 23:4-7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Izao àry no hataonareo: Ny ampahatelony amin’ny mpisorona sy ny Levita izay miasa+ amin’ny Sabata, dia ho mpiandry varavarana,+ 5 ary ny ampahatelony ho eo amin’ny tranon’ny* mpanjaka,+ ary ny ampahatelony ambiny ho eo amin’ny Vavahadin’ny Fototra. Fa ny olona rehetra kosa ho eo an-tokotanin’ny tranon’i Jehovah.+ 6 Dia aza avela hisy hiditra ao an-tranon’i Jehovah, afa-tsy ny mpisorona sy ny Levita manao fanompoana ihany.+ Ireo no mahazo miditra ao satria masina izy ireo. Ny olona rehetra kosa hanao ny adidiny amin’i Jehovah. 7 Ary tsy maintsy manodidina ny mpanjaka ny Levita, ka samy hitana ny fitaovam-piadiany avy. Hovonoina ho faty izay mitsofotsofoka ao an-trano. Ary araho foana ny mpanjaka, na aiza na aiza alehany.”*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara