-
1 Mpanjaka 18:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Tamin’ny fotoana fanolorana ny fanatitra varimbazaha amin’ny takariva,+ dia nankeo amin’ilay alitara i Elia mpaminany ka niteny hoe: “Ry Jehovah Andriamanitr’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Israely ô! Ataovy fantatry ny rehetra androany fa ianao no Andriamanitra eo amin’ny Israely, ary izaho dia mpanomponao, ka noho ny teninao no nanaovako an’izao zavatra rehetra izao.+
-