Nomery 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa niakatra nitsikilo an’ilay tany izy ireo, hatrany amin’ny tany efitr’i Zina+ ka hatrany Rehoba,+ tany akaikin’i Lebo-hamata.*+ Nomery 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Omeo an’izao toromarika izao ny Israelita: ‘Hiditra ao Kanana ianareo,+ ka ireto avy ny sisin’ny tany Kanana, ilay tany homena ho lovanareo.+ Nomery 34:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “‘Izao kosa no ho sisiny avaratra amin’ny taninareo: Manomboka eo amin’ny Ranomasina Lehibe ilay izy, ka hatrany amin’ny Tendrombohitra Hora,+ 8 ary avy eo amin’ny Tendrombohitra Hora ka hatrany Lebo-hamata,*+ ary any Zedada ny farany.+
21 Koa niakatra nitsikilo an’ilay tany izy ireo, hatrany amin’ny tany efitr’i Zina+ ka hatrany Rehoba,+ tany akaikin’i Lebo-hamata.*+
2 “Omeo an’izao toromarika izao ny Israelita: ‘Hiditra ao Kanana ianareo,+ ka ireto avy ny sisin’ny tany Kanana, ilay tany homena ho lovanareo.+
7 “‘Izao kosa no ho sisiny avaratra amin’ny taninareo: Manomboka eo amin’ny Ranomasina Lehibe ilay izy, ka hatrany amin’ny Tendrombohitra Hora,+ 8 ary avy eo amin’ny Tendrombohitra Hora ka hatrany Lebo-hamata,*+ ary any Zedada ny farany.+