-
1 Mpanjaka 22:41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 Lasa mpanjakan’ny Joda i Josafata+ zanak’i Asa tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Ahaba mpanjakan’ny Israely.
-
-
2 Mpanjaka 14:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Joasy+ zanak’i Joahaza mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Amazia zanak’i Joasy mpanjakan’ny Joda.
-