2 Mpanjaka 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia niakatra avy any Tirza+ i Menahema zanak’i Gady, ka tonga tany Samaria. Dia namely an’i Saloma+ zanak’i Jabesy tany Samaria izy. Nanjaka nandimby azy izy rehefa avy namono azy ho faty.
14 Dia niakatra avy any Tirza+ i Menahema zanak’i Gady, ka tonga tany Samaria. Dia namely an’i Saloma+ zanak’i Jabesy tany Samaria izy. Nanjaka nandimby azy izy rehefa avy namono azy ho faty.