2 Mpanjaka 25:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Notendren’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona hiandraikitra ny vahoaka navelany tany Joda+ i Gedalia+ zanak’i Ahikama+ zanak’i Safana.+ Jeremia 26:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Narovan’i Ahikama+ zanak’i Safana+ kosa i Jeremia, ka tsy natolotra hovonoin’ny vahoaka.+
22 Notendren’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona hiandraikitra ny vahoaka navelany tany Joda+ i Gedalia+ zanak’i Ahikama+ zanak’i Safana.+