FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:48-50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Nataon’i Solomona ny fitaovana rehetra ho an’ny tranon’i Jehovah: Ny alitara+ volamena; ny latabatra+ volamena fametrahana ny mofo aseho; 49 ny fitoeran-jiro+ volamena tsy misy fangarony, dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia, teo anoloan’ny efitra anatiny indrindra; ny felam-boninkazo tamin’ny fitoeran-jiro,+ ny jiro, ny fitazonana lahin-jiro,* izay samy volamena;+ 50 ny kovetabe, ny famonoan-jiro,+ ny vilia baolina, ny kaopy,+ ny fitondrana afo,+ izay samy volamena tsy misy fangarony; ary ny savily ho an’ny varavaran’ny trano anatiny,+ izany hoe ny Masina Indrindra, sy ho an’ny varavaran’ny tempoly,+ izay samy volamena.

  • Ezra 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Navoakan’i Kyrosy Mpanjaka koa ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah, izay efa nalain’i Nebokadnezara avy tany Jerosalema sady nataony tao an-tranon’ny andriamaniny.+

  • Daniela 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Rehefa mamomamo iny i Belsazara, dia nanome baiko izy hoe hoentina eo aminy ny kaopy volamena sy volafotsy, izay nalain’i Nebokadnezara rainy avy tao amin’ny tempoly tany Jerosalema.+ Nasainy nentina teo izany mba hisotroan’ny mpanjaka sy ny olona ambony, ary ny vadikeliny sy ny vadiny hafa.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara