-
2 Tantara 1:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
1 Vao mainka nihanatanjaka ny fanjakan’i Solomona zanak’i Davida. Nanampy azy i Jehovah Andriamaniny, ka lasa nisandratra faran’izay ambony izy.+
-
-
Mpitoriteny 2:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Vao mainka àry aho lasa ambony ka nihoarako daholo izay talohako teto Jerosalema.+ Mbola nanam-pahendrena foana anefa aho.
-