-
1 Tantara 29:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Nataon’i Jehovah nisandratra faran’izay ambony teo anatrehan’ny Israely rehetra i Solomona, ary nataony mpanjaka be voninahitra izy ka tsy nisy hoatr’azy ny mpanjakan’ny Israely rehetra teo alohany.+
-
-
Mpitoriteny 2:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Vao mainka àry aho lasa ambony ka nihoarako daholo izay talohako teto Jerosalema.+ Mbola nanam-pahendrena foana anefa aho.
-